| Entrée (1/5) | 1 atỳ |
| Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3Milaza toerana misy ny tena, fa malaladalaka kosa mitahy amin' ny Ato: Mahafinaritra ahy ny mipetraka atỳ ambanivohitra.
[1.1] |
| Explications en anglais |
4here, not in sight.
[1.7] |
| Explications en français |
5ici, pas visible.
[1.8] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Analogues | 11 any, 12 ao, 13 ary, 14 aroa, 15 aty, 16 ato, 17 atsy, 18 eny, 19 eo, 20 ery, 21 eroa, 22 ety, 23 eto, 24 etsy |
| Tous les mots composés | 25tatỳ |
| Entrée (2/5) | 26 aty |
| Partie du discours | 27 nom |
| Explications en malgache |
28Ilazana toerana iray izay voafaritra ny manodidina azy: Madio ny atin' ity trano itỳ na dia maloto aza ny ivelany.
[1.1] |
| Explications en anglais |
29the insides of anything; a room.
[1.7] |
| Explications en français |
30intérieur.
[Tankarana]
[1.19] 31intérieur, ce qui est au dedans. [1.3] 32l'intérieur, le dedans. [1.8] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 35 Espace |
| Tous les mots composés | 3649 combinaisons de ce mot |
| Entrée (3/5) | 37 aty |
| Partie du discours | 38 nom |
| Explications en malgache |
39Ny lehibe indrindra amin' ny glandy ao amin' ny tenan' ny olombelona, ao amin' ny kibo, amin' ny havanana, miteraka ny antsoina hoe ranon' afero izay ilaina amin' ny fanovana ny sakafo ho mahavelona.
[1.1] |
| Explications en anglais |
40the liver.
[1.7] |
| Explications en français |
41foie; poumon.
[Tankarana]
[1.19] 42foie. [1.3] 43le foie. [1.8] |
| Morphologie |
|
| Vocabulaire | 45 Biologie |
| Tous les mots composés | 468 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 47 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (4/5) | 48 aty |
| Partie du discours | 49 nom |
| Explications en français |
50La moelle, l'intérieur des tiges fistuleuses. Voir atin-kazo..
[Merina]
[1.196] |
| Vocabulaire | 51 Botanique |
| Tous les mots composés | 522 combinaisons de ce mot |
| Entrée (5/5) | 53 aty |
| Partie du discours | 54 nom |
| Explications en malgache |
55tsy mitana ny zavatra ao aminy na maloto na azo sotroina.
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Anagrammes | 56 aty, atỳ, 57 ita, 58 tay, 59 tia |
| Mis à jour le 2025/11/06 |
|