Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : ala nenina | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Ala nenina amy ny ho faty ny fanafody ; alanenina amy ny ho very ny lositra. [2.653 #86]
Ala nenina amin' ny ho faty ny fanafody. [2.558 #105] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 2 | Ala nenina amin' ny ho very ny lositra. [2.558 #106] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 3 | Ala nenin' ny mandositra ny hazakazaka mafy. [2.558 #105, 2.653 #87] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 4 | Na ao aza ny | ||||||||||||||||||||
Proverbe 5 | Ny Ny | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Il est bon de guérir sans prendre de remèdes. [2.415 #2816]
Il n' est pas mauvais de guérir sans prendre de remèdes. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverbe 6 | Sikidin-dRandranobe : tsy ody faty, fa ala nenina. [2.415 #137, 2.653 #2892]
Sikidin-dRandranobe : tsy ody fitia fa ala nenina. [2.558 #3880] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Sikidy de vieille : on ne consulte pas le sidiky pour conserver la vie, mais pour en avoir le coeur net. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Il faut faire son possible. [2.415 #137] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||