Entrée | 1 telo |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Milaza isa roa ampiana iray: Rehefa mandray telo (volana) ny zaza dia alam-bolo |
Explications en anglais |
4 [1.2] three [Javanese talu, other Malay and Polynesian languages tello, tolu, and toro] 5 [1.7] three |
Explications en français |
6 [1.3, 1.5, 1.8] trois |
International |
7 [3.1] 3 III |
Exemples |
8 Nankaiza ity zandry no mifehy telo ity trano? [2.131] 9 Ary nony nahazo haza izy telo lahy, dia nozarain' ny saka, ka noteloiny mihitsy [2.293] |
Vocabulaire |
10 Mathématiques: arithmétique |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Anthroponymes |
|
Toponymes |
|
Titres |
79 Ampamoaka aotra telo (Randriamamonjy Esther) 80 Izy telo mirahavavy (Andriamalala Emilson Daniel) 81 Ny marina momba ireo vagao telon'i Moramanga (Dama Robert) |
Proverbes | 82 Proverbes contenant le mot telo |
Tableaux et planches |
83 Les nombres 84 Addition 85 Multiplication |
Article |
86 Andriamihaja: Fanisana vaovao 87 Randzavola: telo ao amin' ny Baiboly (=> isa) |
Mis à jour le 2025/01/21 |