Entrée | 1 telo noho dimy |
Mots élémentaires | 2 telo, noho, dimy |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1#937] teny fampiasa amin' ny fanorona raha vato dimy sisa ny ankilany ary telo ny andaniny; matetika tsy misy mahafaty ny mpilalao amin' ny tahaka izany raha samy mahay |
Explications en français |
5 [1.3#693] terme de fanorona : trois contre cinq, trois pions d'un côté et cinq de l'autre (dans ce cas là, personne ne gagne ni ne perd) |
Vocabulaire |
6 Jeu |
Mis à jour le 2024/12/08 |