Entrée | 1 dimy |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Efatra ampiana iray: Dimy ny rantsan' ny tanana anila |
Explications en anglais |
4 [1.2] [Found in numerous Mal. Arch. And Polyn. languages as lima and rima] limy is used in the provinces [Provincial] 5 [1.2, 1.7] five |
Explications en français |
6 [1.3, 1.5, 1.8] cinq |
International |
7 [3.1] 5 V |
Exemples |
8 Hitany tao koa i Katy sy ny vadiny ary ny zanany dimy mianadahy. [2.470] 9 Voalaza anefa fa afaka efatra na dimy volana vao hiverina io sambo io, ka voatery nikaro-kevitra tamin' ny sambo hafa aho. [2.471] |
Vocabulaire |
10 Mathématiques: arithmétique |
Dérivés |
|
Synonymes | 17 limy |
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Proverbes | 30 Proverbes contenant le mot dimy |
Tableaux et planches |
31 Les nombres 32 Addition 33 Multiplication |
Article |
34 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Anagrammes | 35 |
Mis à jour le 2025/01/21 |