Entrée | 1 ampahadimy |
Radical | 2 dimy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [ampahadimy] Ampahany amin' ny zavatra nozaraina dimy: Omeo azy ny telo ampahadimin' io mofomamy io [1.1#65] |
Explications en anglais |
5 [ampahadiminy] the fifth part, one fifth [1.2#118] |
Explications en français |
6 [ampahadiminy] un cinquième [1.3#104] |
Exemples |
7 Ary rehefa misy vokatra, dia haterinareo ho an' i Farao ny ampahadiminy; [2.996#01.047.024] 8 nisy anaram-bola toa vao no-foronina, dia ny iraimbilanja, ampahadimin' ny ariary [2.436#59] 9 Koa dia tonga tao Andranovelona Ramboasalama, nihaona tamin'ny Zafinandriamamilaza, nandray an'i Marovatana ampahadiminy, sy ny tanin'ny Zafinandriamamilaza. [2.508#376] |
Vocabulaire |
10 Mathématiques: arithmétique |
Morphologie |
|
Analogues | 12 fahadimy, ampahatelo, ampahefatra, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato |
Mots composés |
|
Anagrammes | 14 ampahadimy, hampiadiam |
Mis à jour le 2023/08/11 |