|
|
|
|

Entrée1  ampahenina (enina)
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Mathématiques: arithmétique
Explications en malgache  4  Ny ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina enina: Mitovy ihany ny antsasany sy ny telo am-paheniny [1.1#66]
Explications en anglais  5  the sixth part, one sixth [1.2#136]
Explications en français  6  un sixième [1.3#126, 1.5#100]
International  7  1/6 [3.1]
Exemples  8  ny ampaheniny ny ariary (1/6) : venty [2.436#139]
9  Ny Ampahenin' Imerina no mpitondra ny faritany [2.113#42]
10  Ny latsapaheniny dia voaraena latsaka ampaheniny [1.437]
Morphologie 
11  Simple :
Mots composés 

Mis à jour le 2023/09/08