|
|
|
|

Entrée1  tsidimidimy
Radical  2  dimy
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4  [1.1] mandeha isan-tokony dimy avy
Explications en français  5  [3.1] cinq à cinq
Exemples  6  Amy ny monokotiledona kosa dia milahatra tsitelotelo ireo, fa tsy tsidimidimy tahaka ny any ny dikotiledona. [1.357#]

Mis à jour le 2024/12/11