Entrée (1/2) | 1 hadimiana |
Radical | 2 dimy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Halavam-potoana dimy andro: Avy foana ny orana nandritra ny hadimiana |
Explications en anglais |
5 [1.2] five days |
Explications en français |
6 [1.3] cinq jours |
Exemples |
7 Rehefa nandeha hefarana na hadimiana izy dia tonga [2.649#34] 8 Mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana. [2.470#38] |
Vocabulaire |
9 Temps |
Entrée (2/2) | 10 hadimiana |
Radical | 11 dimy |
Partie du discours | 12 adjectif |
Explications en malgache |
13 [1.1] Enti-milaza fe-potoana dimy andro: Tany an-tsaha hadimiana i dada |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |