|
|
|
|

Entrée1  telorirana
Mots élémentaires  2  telo, rirana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Karazan' ahitra fahita eny an-tanimbary
Explications en français  5  [1.196] (allusion à la tige trigone ou triquètre). Nom donné à de nombreuses Cyperaceae. Plus spécialement : Pycreus propinquus Nees (Cyperaceae). Tiges employées en sparterie. Nom malgache anciennement relevé par Malzac, A. Grandidier, etc. [Merina]
Exemples  6  Ireto fiasana ireto : hetinkazo sy telorirana ary fandoahana. [2.332#59]
7  Isa ny hisatra, Roa ny voaroy, Telo ny telorirana, Efatra ny efakefany, Dimy ny jamoka, Enina ny tenona, Fito ny fitatra, Valo ny vano, Sivy ny siny, Folo ny fony [2.69#253]
Vocabulaire  8  Botanique: herbe
Nom scientifique 

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21