|
|
|
|

Entrée1  rirana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Zorony mivohitra: Voan' ny riran-databatra ny takibako
Ny lafiny maranitra na ny ilany ihany: Telo rirana ny zozoro
Explications en anglais  4  [1.7] an edge, a cutting edge
Explications en français  5  [1.8] le tranchant; cf. horirana
Exemples  6  Dia alaina ny hazo maro rirana be tsilo iny, ny anarany atao hoe «ody fady,» sy ny holatafa, ary ny arim-belona. [2.857#]
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Noms :
9  Adjectifs :
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot rirana

Anagrammes  19 

Mis à jour le 2025/01/21