Entrée (1/2) | 1 marirana |
Radical | 2 rirana |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Misy rirany, miendrika lelan-javamaranitra 5 Enti-milaza tarehin' olona maranidranitra, izany hoe somary mahiahia, fa tsy mba dombodombo petapetaka [1.1] |
Exemples |
6 Tahaka ny saingona ka ny anarana no matavy fa ny tena mahia sy marirana. [2.346#12] |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 8 marirana |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en français |
10 (sens général : avoir des côtés ou des angles en saillie, allusion aux côtes de la tige) Paullinia pinnata L. (Sapindaceae). Nom cité par Dandouau. Voir aussi vahimarirana. [Sakalava]
[1.196] |
Vocabulaire |
11 Botanique |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 13 anariram, mañarary, manarirà, manarira, marirana, mirarana |
Mis à jour le 2023/01/20 |