Entrée | 1 mandositra |
Radical | 2 lositra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Manalavitra haingana mba tsy ho tratra, miriatra, mirifatra, miridana: Mandositra ny fahavalo Mivoaka an-tsokosoko, milefa: Nandositra hono Rainivoanjo efa voatana tao antranomaizina Midify: Mandositra ahy foana ny zanakao |
Explications en anglais |
5 [1.7] to run away from; to flee |
Explications en français |
6 [1.8] fuir, s'enfuir de |
Exemples |
7 mandositra ny fakampanahy aho! [2.5#] 8 Nahoana ianao no mandositra ahy? [2.471#] 9 Vadin' Andriamanjaka ka entina mandositra! [2.528#] |
Morphologie |
|
Analogues | 14 midify, milefa, mitsoaka, mitsoriaka, miporitsaka, mivoaka, miriotra, mirifatra, manavotra aina, manao tsoa-pe, manao kaovasy, manao rarangy, manao tongotra an-katoka, manao vezamaimbo, riatra mandositra, vaky mandositra, vaky bao, vaky tady, tapa-kofehy, tsy tana, madio ny rano nitany, miridana, milomay, lasa any an-dakira, lasa any banty, lasa any am-parakatsakatsaka, manao tsipy kely, manary basy, manifi-drano, mitakidingina, manary, manjavona |
Mots composés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot mandositra |
Anagrammes | 19 |
Mis à jour le 2025/01/21 |