|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mitsoaka
Radical  2  tsoaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Miala amin' izay nisy azy: Nitsoaka ny tongo-databatra fa tsy voapetaka tsara ~ Nitsoaka tamin' ny raharahany izy
Nandositra: Lasa nitsoaka any alatrano Ikoto fa natahotra ny ho voakapoka
Mivadika amin' ny teny nataony: Tsy fanao mihitsy ny mitsoaka ny teny efa nomena
Explications en anglais  5  [1.7] to slip out of place; to pull out of place or out of a hole or socket
Explications en français  6  [1.8] se déboîter, sortir d'un trou, etc.; se retirer
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)13  mitsoaka
Radical  14  tsoaka
Partie du discours  15  verbe actif
Explications en malgache  16  [1.78] [Tambahoaka] mandova, mandimby

Anagrammes  17 

Mis à jour le 2025/01/21