|
|
|
|

Entrée (1/2)1  milefa
Radical  2  lefa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.78] [Tanala] mandositra, mitsoaka mandositra, miafina: Milefa ny ampañatriny i Misy (mandositra ny mpampianany i Misy)
5  [1.78] [Tanosy] mandositra
6  [1.1] Lasa tsy tana, mandrongatra: Nilefa ilay boloky
Mandositra, lasa mihataka haingana tsy ho hita: Nilefa tao an-tranomaizina ny gadra roa lahy
Mitriatra, mirifatra, miridana: Nilefa nankany an-tSihanaka any izy
Explications en anglais  7  [1.7] to run away, to escape
Explications en français  8  [1.8] fuir, s'évader
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot milefa

Entrée (2/2)15  milefà
Radical  16  lefa
Partie du discours  17  impératif du verbe actif milefa [Liste complète]
Explications en malgache  18  [1.1]
Explications en français  19  [1.3]
Autres orthographes  20  milefasa

Anagrammes  21 

Mis à jour le 2025/01/21