Entrée | 1 ala nenina |
Mots élémentaires | 2 ala, nenina |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] fanaovana izay rehetra azo atao mba tsy hisian' ny nenina any aoriana, fanaovana izay tsy hisian' ny nenina |
Explications en anglais |
5 [1.2] freedom from regret or remorse. See ala fo, and afa-nenina. |
Explications en français |
6 [1.3] action de faire le possible pour en avoir le coeur net |
Exemples |
7 Be rahateo ny lany tamin' ny alanenina farany ho fitanana ny ain-dRainitoandro; [2.470#] 8 Efa hitantsika, raha ny amin' ny mpanandro, fa na tenany na ny olona dia samy tsy nisy tena natoky marina izay fanandroana: alanenina, ka natao! [2.296#] |
Vocabulaire |
9 Emotions |
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot ala nenina |
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |