Entrée | 1 nenina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Alahelo noho ny ratsy natao, na ny tsara tsy natao, ka nahatonga fahavoazana ho an' ny tena: Neniko ny tsy namaliako ny taratasiny Fibebahana amin' ny hadisoana natao Ny nenina tsy mba aloha hananatra fa avy aoriana handatsa. Ny nenina tsy mba roahina eo aloha tahaka ny ondry, fa avy manaraka tahaka ny alika (mazava ho azy |
Explications en anglais |
4 [1.2] regret, bitter reflection, grief, repentance, remorse. Comp. bebaka. 5 [1.7] regret |
Explications en français |
6 [1.8] regret, remords |
Exemples |
7 na tany aho na tsy tany tsy ho kely be nenina moa hianao? [2.131] 8 Taza-maso ny ezaka nataony hanafina ny alahelony tamin'ny vazivazy, ka nisy nenina nisoko tao am-poko. [2.583] |
Vocabulaire |
9 Emotions |
Dérivés |
|
Analogues | 13 mitohy sakay, mitohy fangoka, fay, nahita faisana, mibarara, enjehin' ny fieritreretana, manongo tena, mitomany tena, mandray ny kiho, mitsapa farahatoka, manaiki-molotra, mijery soratr' omby an-tanàna |
Mots composés |
|
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot nenina |
Anagrammes | 20 |
Mis à jour le 2025/01/21 |