|
|
|
|

Entrée1  maty
Radical  2  faty
Partie du discours  3  participe
Explications en malgache  4  [1.1] Afaka aina, tsy velona intsony: Maty omaly ilay sakanay be volo
Voakapoka mafy: Matin' i Dada aho raha manao izany
Tsy afa-miasa tsy afa-mihetsika, tsy mandeha simba: Maty ny tongony ilany ka mandringa izy ~ Maty ny famantaranandroko ~ Maty feo ny anao fa nikiahiaka loatra
Tsy mirehitra intsony, milentika, tsy hita intsony (afo, masoandro, volana): Omeo afo kely aho fa maty ny sigarako ~ Efa maty ny masoandro
Lany, very, resy an-doka: Maty ariary zato tamin' ny loka izy
Tsy ampiasaina intsony, nofoanana, tsy andehanana intsony, tsy miasa intsony: Lalana efa maty izany ~ Fiteny maty izany
Asiana izaitsizy: Matin' ny hafanana aho izany
Tia zavatra efa izaitsizy; entanin-javatra mihoa-pampana: Matin' ny filan-dera ny anao ka nandray ny kihony ~ Matin-kambo ~ Matimatim-boninahitra
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] dead
6  [1.2] gone out as a lamp, or a fire
7  [1.7] paralyzed (of the limbs)
Explications en français  8  [1.3#437, 1.8, 1.196] mort
9  [1.8] paralysé (se dit des membres du corps)
10  [1.196] paralysé
Exemples  11  Tsy te-ho faty aho! [2.529]
12  voatsipy tany anaty rano avokoa, hono, izy rehetra ka maty. [2.293]
13  Maty marina ireo olona ireo, tompoko! [2.324]
14  Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo! [2.4]
15  Asa na maty izy izay na mbola velona soa aman-tsara ihany. [2.470]
Morphologie 
16  Présent :
17  Passé :
18  Futur :
19  Impératif :
Dérivés 
20  Verbes actifs :
21  Verbes relatifs :
22  Adjectifs :
Analogues  23  dangy, diso, fohatra, jedana, jihitra, jingy, lasaanyaminnyvarotsymifody, lasaanyankoatra, lasanandriamanitra, lasankorazana, latsakaaina, mandryaoambanyrangolahy, manjahana, miamboho, miondambatomangatsiaka, mitsitra, modimandry, nivoakanyvaravarankazokaniditranyvaravarambato, nodyvovoka, tapitraandro, tsymiaina, tsytradrano, rabevoina, ratompokolahy, ratompokovavy
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 
Titres  161  Kabary amin' ny fampisehoan-dambamena ho entin' ny maty (Rasamuel Maurice)
Proverbes  162  Proverbes contenant le mot maty

Anagrammes  163 

Mis à jour le 2025/01/21