|
|
|
|

Entrée1  Ratompokovavy
Mots élémentaires  2  ra-, tompoko, vavy
Partie du discours  3  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  4  [1.1] teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty
Explications en français  5  [1.66, 1.5] feue
6  [1.5] la défunte, la regrettée
Exemples  7  ratompokovavy reninay (feue notre mère) [1.66]
8  Hitantsika ny fanajan' ny Malagasy ny Razany: fasana andaniam-bola be sy vita tsara tarehy noho ny trano itoerana, lambamena sarobidy amonosana ny faty, fiantsoana ny maty hoe " Ratompokolahy " na " ratompokovavy " , fanavaozan-dambamena manetriketrika amin' ny famadihana. [2.296]
Vocabulaire  9  Etiquette
Synonymes  10  itompokovavy, itompokovavy, itompokovavy
Antonymes  11  ratompokolahy

Mis à jour le 2024/12/12