Entrée | 1 Ratompokolahy |
Mots élémentaires | 2 ra-, tompoko, lahy |
Partie du discours | 3 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
Explications en malgache |
4 [1.1] teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty |
Explications en français |
5 [1.66, 1.5] feu 6 [1.5] le défunt, le regretté |
Exemples |
7 ary Ingahy (ratompokolahy raiko) tsy nanambady intsony mandra-pahafatiny rahefa maty teo am-piterahana ahy ny reniko. [2.643] 8 Hitantsika ny fanajan' ny Malagasy ny Razany: fasana andaniam-bola be sy vita tsara tarehy noho ny trano itoerana, lambamena sarobidy amonosana ny faty, fiantsoana ny maty hoe " ratompokolahy " na " Ratompokovavy " , fanavaozan-dambamena manetriketrika amin' ny famadihana. [2.296] |
Vocabulaire |
9 Etiquette |
Synonymes | 10 itompokolahy, itompokolahy, itompokolahy |
Antonymes | 11 ratompokovavy |
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot Ratompokolahy |
Mis à jour le 2024/12/26 |