Entrée | 1 Itompokovavy |
Mots élémentaires | 2 i~, tompoko, vavy |
Partie du discours | 3 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
Explications en malgache |
4 [1.1] teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty |
Exemples |
5 Ankizy dimy no zanany tamin'itompokovavy Rasy, ka vao folo ranonorana monja ny zokiny indrindra. [1.281] 6 Isan-kariva dia mamangy ny fasan' Itompokovavy Zozefinina izy efa-mianaka, nametraka voninkazo teo isan-kefinandro. [2.499] |
Vocabulaire |
7 Etiquette |
Synonymes | 8 ratompokovavy, ratompokovavy, ratompokovavy |
Analogues | 9 itompokolahy |
Mis à jour le 2024/12/12 |