|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ho faty
Mots élémentaires  2  faty
Partie du discours  3  futur de l'adjectif maty
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza ny ho avy amin' ny matoanteny maty: Ho faty daholo ihany isika rehetra
Explications en français  5  [1.3] employé au futur de maty: Ho faty izy (Il mourra)
Exemples  6  Dia niara-nohelohina ho faty izy mianakavy [2.293]
7  Fa misy zavatra efatra izay mampanahy, fa tsy maintsy hisy hihatr' aminy, dia ireo, Ny ho faty amy ny ady, Ny ho faty amin' aretina, Ny ho faty amy ny mosary, Ary ny alahelo, noho ny fisarahana amy ny aty antoerana. [2.59]

Entrée (2/2)8  hofaty
Mots élémentaires  9  faty
Partie du discours  10  nom
Explications en français  11  [1.196] (littéralement « qui peut donner la mort », de faty : mort ; marque la toxicité). Vitex pervillei Baker (Lamiaceae). Arbuste assez commun dans la région de Majunga. Son nom est une mise en garde contre les empoisonnements qu'il peut provoquer. [Sakalava]
Vocabulaire  12  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21