|
|
|
|

Entrée1  jihitra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Maty eo no ho eo: Taloha tsy navelan' ny fokonolona raha tsy jihitra izay nangalatra tao an-tsena
4  Mihinjitra noho ny hatsiaka: Jihitry ny hatsiaka aho ka nody [1.1]
Explications en anglais  5  dead; numb from cold [1.7]
Explications en français  6  mort; engourdi par le froid [1.8]
Analogues  7  dangy, jingy, fohatra
Mots composés 

Mis à jour le 2020/07/31