|
|
|
|

Entrée 1  tezitra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Tsy faly amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy: Tezitra taminy ny rainy ka saika voafelaka izy ~ Tezitra noho ny hakamoanao ny mpampianatra [1.1]
Explications en anglais  4 angry [1.7]
Explications en français  5 fâché, en colère [1.8]
Exemples  6  Samy tezitra izy roa lahy. [2.472#54]
7  tezitra ny anadahin-drenin' ireo zaza. [2.606#191]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes circonstanciels :
Noms :
Adjectifs :
Vocabulaire  23  Emotions
Analogues  24  entim-po, 25  gaigy, 26  hendratra dia hendratra, 27  hendratra, 28  henjan-kozatra, 29  letra, 30  liandra, 31  lomodomotra, 32  lotika, 33  madiky, 34  maimbo ra, 35  malonilony, 36  manangam-bovona, 37  manao farateny, 38  mandongilongy, 39  mandrivana, 40  mandroatra, 41  mena, 42  miafokafoka, 43  miafonafona, 44  miala vonkina, 45  miefonefona, 46  miempo fo, 47  mifongofongo, 48  mifotroaka, 49  mihidy vazana, 50  mihifika, 51  mikafankafana, 52  mikafara, 53  mikintona, 54  mikitakita, 55  mikitoka, 56  milondolondo, 57  mimonjomonjo, 58  mimonjotra, 59  mionjononjona, 60  miotinotina, 61  mirintona, 62  misafoaka, 63  misafotofoto vorim-bava, 64  misamboaravoara, 65  misamontotra, 66  misarongatra, 67  misondro-dra, 68  mitafoaka, 69  mitrafana, 70  mitrifana, 71  mitroatra, 72  mivandravandra, 73  mivindavinda, 74  mivindina, 75  miviniviny, 76  mivoaramena, 77  monjotra, 78  montotra, 79  romotra, 80  sendaotra, 81  somalondo, 82  sosotra, 83  tafintohina, 84  tera-mena, 85  tohina, 86  tonga fofona ohatra ny ronono mandroatra, 87  vinitra
Combinaisons  88  1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot tezitra
Proverbes  89  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21