| Entrée | 1 montotra |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 mandondona, avo kely noho ny manodidina.
4 miseho tezitra amin' ny tarehy toa mivindimbindina be ihany: Asa fa montotra indray Rasoa androany. 5 manao izay hahavoa ny ambony na ny mpanankarena mba hihinanana ny fananany na hampidaraboka azy. [1.1] |
| Explications en français |
6 saillant, protubérant, qui forme une bosse, une petite élévation.
7 fâché, gonflé de colère. [1.3#445] |
| Exemples |
8 Itony loha è, montotra hoatra ny vilany nongo
[2.69#]
9 Anatra avy aminy : Ry manetry montotra sy misimba hava-manana! [2.857#] 10 Mpisompa-kava-manana sy manetry montotra izy ireny, ary manao tahaka an' Ikotokely mian-dry ondry, ka ny maty no ananany be [2.285#] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Autres orthographes | 29 montitra |
| Analogues | 30 mandomba, 31 mandondona, 32 mandroso |
| Tous les mots composés | 33 3 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 34 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|