|
|
|
|

Entrée1  misamboaravoara
Radical  2 samboaravoara
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mihetsika mahery ka mitambolimbolina, mitroatra izaitsizy, mitopatopa sy mivalombalona fatratra ka mitsamboamboatra: Nisamboaravoara aoka izany ny ranomasina androany.
5 Mitroatran-katezerana, mihavatravatra: Nisamboaravoara tamin' ny mpianatra izy fa nisy nananihany azy tamin' izy ireo. [1.1]
Explications en anglais  6 to be turbulent, to rise in waves. [1.7]
Explications en français  7 être agité, s'agiter en vagues. [1.8]
Exemples  8  tsy misy rivotra mitsoka fa tony dia tony ny habakabaka, nefa ny onja misamboaravoara, ary ny ampitso na afak' ampitso vao tonga ny tafiotra mahery arahin-dranonorana. [2.471]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
Synonymes  12 misamboara
Tous les mots composés  13 misamboaravoara ny rahona

Mis à jour le 2025/11/11