| Entrée | 1 mihifika |
| Radical | 2 hifika |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Miala, miesotra: Nantsoin-drainy izy fa nihifika.
5 Mandà, tsy mankasitraka amin' ny fanetsiketsehana ny loha: Nanontaniako izy, fa nihifi-doha, nihifikifika no nataony. [1.1] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 10 mihifika, 11 mikifiha |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|