|
|
|
|

Entrée1  fahatezerana
Radical  2 tezitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fihetseham-po mitroatra tampoka vokatry ny fo sendaotra tsy voatsindry sy ny saina tsy mieritreritra ka tsy afaka intsony handanjalanja izay tokony hatao
5 Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny fahatezerana, hono, hadalana miserana
6 Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba [1.1]
Explications en anglais  7 anger [1.7]
Explications en français  8 la colère [1.3]
9 colère [1.8]
Exemples  10  fahatezerana sahala amin' ny nanamaivana azy anefa iny. [2.472]
11  dia atao ny hoe fahatezerana ny Kelimalaza avokoa izany rehetra izany. [2.48]
Morphologie 
12  Simple :
13  Préfixée :
Vocabulaire  14  Emotions
Synonymes  15 hatezerana
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot
Article  17 Randzavola: fahatezerana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/11/13