Entrée hatezerana (tezitra)
Partie du discours nom
Définition malgache Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny hatezerana, hono, hadalana miserana
¶ Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes fahatezerana
Citations 

2009/05/10