Entrée misarongatra (sarongatra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitroatra amim-pahatairana: Nisarongatra izy raha vao nahare izany teny fanaratsiana azy izany [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misarongatra
nisarongatra
hisarongatra
misarongata
Citations 

2013/05/10