|
|
|
|

Entrée1  sosotra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Tsy faly, na tafintohina, ka hita eny amin' ny endrika izany tsy fahafaliana izany: Sosotra tamiko i dada fa tsy nahatonga hafatra aho [1.1]
Explications en anglais  4 vexed, annoyed, at the point of becoming angry [1.7]
Explications en français  5 ennuyé, vexé au point de s'énerver [1.8]
Exemples  6  Tsy tezitra na sosotra kely akory anefa izy fa nandinika an-kamoràna ny anatra feno fahendrena nomanin' ny lahy ho azy. [2.470]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Analogues  17  kirikirina, 18  letra, 19  lotika, 20  madikidiky, 21  malonilony, 22  mandongilongy, 23  marikoriko, 24  sendaotra, 25  tezitra
Proverbes  26  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  27 sarotso, sosotra

Mis à jour le 2025/11/17