Entrée mahasosotra (sosotra)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mahatonga ho sosotra, manafintohina: Nahasosotra an' i neny aho ka nifona taminy
¶ Mahadikidiky, mahasorisorena, manorisory: Mahasosotra ahy izany feomborona hafahafa izany
Mitovy hevitra: mahadikidiky ~ mahakamo ~ mahaletra ~ mahalonilony ~ maharikoriko ~ mahasendaotra ~ mahatezitra ~ mampandongilongy ~ vodisetroka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to annoy, to vex [Hallanger 1973]
Définition française   vexer, ennuyer, mécontenter [Hallanger 1974]
Morphologie  
mahasosotra
nahasosotra
hahasosotra
Citations  

Mis à jour le 2012/09/28