|
|
|
|

Entrée (1/7)1  mena-
Partie du discours  2  forme morphologique de menaka
Exemples  3  Ny henan-kisoa sy ny zavatra misy mena-kisoa dia tsy azo entina ao, ary na dia miteny fotsiny ny hoe: "kisoa" aza dia tsy azo atao ao [2.588#113]
4  dia nandray mena-dronono sy ronono mbamin' ilay zanak' omby efa nandrahoina izy, ary narosony izany teo anoloan' izy ireo [2.996#1.19.23]

Entrée (2/7)5  mena-
Partie du discours  6  forme morphologique de menatra
Exemples  7  Izany no sikin-dahy tsy mena-badin' olona [1.406]
8  izay mena-maso an-daoka no manao fatra-maina [2.69#190]

Entrée (3/7)9  mena
Partie du discours  10  adjectif
Explications en malgache  11 Sora-javatra na volon-doko manahatahaka ny an' ny ra na ny afo: Akanjo mena no nanaovany ka toa voamarik' ilay omby izy ka nenjehiny [1.1]
Explications en anglais  12 red [1.7]
Explications en français  13 rouge [1.3, 1.8]
Exemples  14  Tranon-drafodilahy trano mena! [2.69]
15  Zavatra mena aby, ka tsy fantatra: [2.298]
16  Kibobo sy menamaso ka no hatahotra maso mena? [2.558]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Tous les mots composés  127  184 combinaisons de ce mot
Proverbes  128  Proverbes contenant ce mot
Tableaux et planches  129  Les Couleurs

Entrée (4/7)130  mena
Partie du discours  131  adjectif
Explications en malgache  132 [Bara] tezitra [1.78]
133 Tezitra: Mena ny anao lahy raha vao nahare izay teny izay ha tafatsangana' ndeha hamely [1.1]
Explications en français  134 emporté, rouge de colère, qui rougit de honte [1.3]

Entrée (5/7)135  mena
Partie du discours  136  adjectif
Vocabulaire  137  Economie: élevage
Tableaux et planches  138  Robes des boeufs
Illustrations 
139 

Entrée (6/7)140  meña
Partie du discours  141  verbe actif
Explications en malgache  142 [Antesaka] mankany ... [1.78]

Entrée (7/7)143  mena    
Partie du discours  144  forme morphologique de mener
Exemples  145  Il mena à bonne fin cette affaire (Nasehaka izany raharaha izany izy) [1.3]
146  Il mena les boeufs aux champs (Nanatitra ny omby ho any an-tsaha izy) [1.3]

Anagrammes  147 mane, mena, meña

Mis à jour le 2026/02/08