|
|
|
|

Entrée1 mihamena
Radical  2mena
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en français  4 Bronzer, rougir  - > mivalomena [Vezo] [1.68]
Exemples  5 Tamin' ny fahitana ny voniny, toy ny fahitana ny salohy mihamena, dia nifaly taminy ny foko. [2.996#28.051.015]

Anagrammes  6 mihamane, 7 mihamena

Mis à jour le 2025/09/12