Entrée vony
Partie du discours nom
Définition malgache Ilay bokony mena mavokely amin' ny zavamaniry izay mamontsina dia vaky felana ary misy tonga voa, misy tonga voninkazo; fanja [Rajemisa 1985]
 taovam-pananahan'ny zavamaniry [SLP 1986]
Définition anglaise a flower [Hallanger 1973]
Définition française fleur [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
vony
voniko
voninao
voniny
vonintsika
voninay
voninareo
vonin'
vonin-
vonim-
-bony
-boniko
-boninao
-boniny
-bonintsika
-boninay
-boninareo
-bonin'
-bonin-
-bonim-
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot vony (1): Ankilimivony

Entrée vony
Partie du discours adjectif
Définition malgache Loko na volon-javatra sahala amin' ny tamotamo; haboka: Vony ny tamenak' atody [Rajemisa 1985]
Définition anglaise yellow [Hallanger 1973]
Définition française couleur jaune [Hallanger 1974]
Synonymes vonivony
Tableaux et planches Les Couleurs

Entrée voñy
Partie du discours Non spécifié
Définition malgache  [Taisaka, Tambahoaka] fierena [Rakotosaona 1972]

2013/10/13