Entrée fierena (ery)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiafenana, fisitrihana amin' ny toerana tsy ahitana ny tena; toerana ierena [1.1]
Explications en français L'action de se cacher, la cachette, ce qui se dérobe à la vue [1.3]
Exemples 
1Moa misy olona mahafin-tena ao amin' ny fierena va ka tsy ho hitako? [2.996]
2Ny tanàna dia nofaritana hady manodidina hatramin' ny lava-bato fierena. [1.436]
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/12/22