Entrée haboka
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   volon-doko fifangaroan' ny vony sy ny mena malefaka; vony volon-daoranjy. [Rajemisa 1985]
Définition française   jaune d'orange [Abinal 1888]
   [Tankarana] couleur jaune [David 1952 (takila H)]
Exemples   Razazalahy kosa, dia voatafin' ny akanjo volonondry fotsy ranoiray, nosinganin' ny sombin-damba mavo haboka nipentina ranombalahy nitsidika teo an-tratrany havia. [Andriamalala: Taolambalo, page 21]
Dérivations  
Analogie   heza
   volo/colors/couleurs

Entrée haboka
Partie du discours   nom
Définition anglaise   orange-coloured silk. [Richardson 1885]
Dérivations  

Entrée haboka (boka)
Partie du discours   nom
Définition française   [Vezo] fadeur [Poirot & Santio: Vezo]

Entrée haboka (boka)
Partie du discours   nom
Définition française   [Vezo] lèpre [Poirot & Santio: Vezo]

2017/03/10