Entrée | 1 maitso tanora |
Mots élémentaires | 2 maitso, 3 tanora |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 maitso matsora [1.1] |
Explications en français |
6 vert tendre clair [1.3] |
Exemples |
7 maitso tanora ny lokon' ny rindrina ary manga antitra ny fanambaniny
[2.332#15]
8 Ny fijeriko an' i Soa aloha, dia tsy mahita kilema mitakosona azoko hahosotra azy aho, saingy raha sitrak' ise ny mavokely, aoka kosa aho hankafy ny maitso tanora [2.5#46] |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |