|
|
|
|

Index

Proverbes : dobo

Proverbe 1Hanin-karena Itsiandrainazy : dobo telo ka atao indray manosika ihany. [2.415 #3798]
Hanin-karenan' Itsitiandrainazy : dobo telo ka atao indray manosika. [2.558 #1273]
Hanin-karen' Itsiandrainazy: dobo telo ka atao indray manosika ihany. [2.165 #766]
Traduction françaiseEnvie de s' enrichir d' Itsiandrainazy, l' homme résolu : il pêche dans trois étangs à la fois. [2.415 #3798]
Le désir de s' enrichir d' un homme résolu: il pêche dans trois étangs à la fois. [2.165]

Proverbe 2Hianao no dobo solom-pitaratra, felan-tanan' ny ory sy totohondrin' ny osa, ary trano be fihantonan' ny amponga sy dadan' ny maro. [2.558]
Hianao no dobo solom-pitaratra, sy felatanan' ny ory, sy toto-hondrin' ny osa, tranobe fihantonan' ny amponga, dadan' ny maro. [2.415 #812, 2.653 #1061]
Traduction françaiseVous êtes le réservoir d' eau qui tient lieu de miroir, vous êtes la main des malheureux et le poing des faibles, vous êtes la grande case où le tambour est suspendu, vous êtes le père de beaucoup. [2.415 #812]
Interprétation françaiseCes paroles se disaient des protecteurs et des bienfaiteurs. [2.415 #812]

Proverbe 3Nandalo farihy : niavona, nahita dobo : nandro! [2.558]

Proverbe 4Raha dobo tsy ho sahy siny aho, dia miketraka ho renirano. [2.165 #907]
Raha dobo tsy sahy siny aho dia miketraka ho renirano. [2.558 #3559]
Raha ho dobo tsy sahy siny aho, dia miketraka ho renirano. [2.653 #2657]
Traduction françaiseSi je suis un étang qui craigne la cruche, que je devienne ruisseau. [2.165]

Index