Entrée miketraka (ketraka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Tsy mihenjana, migedragedra: Aza atao miketraka ny kofehy
¶ Mitsotsotra, mihalefaka: Raha tsy natory aho, tsy niketraka ny hozatro
¶ Mihakamo: Asa fa niketraka tamin' ny fianarana ny zanakao tato ho ato
¶ Kivy, rera-po: Aza mora miketraka fa lehilahy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be loose [Hallanger 1973]
Définition française être détendu; se décourager [Hallanger 1974]
Morphologie 
miketraka
niketraka
hiketraka
miketraha
Citations 

2012/08/13