Entrée siny
Partie du discours nom
Définition malgache Fitaovana fakana rano any am-pantsakana: Miloloha siny ~ Rano intelon' ny siny [Rajemisa 1985]
Définition française cruche pour aller chercher de l'eau à la fontaine [Abinal 1888]
Morphologie 
siny
siniko
sininao
sininy
sinintsika
sininay
sininareo
sinin'
sinin-
sinim-
-tsiny
-tsiniko
-tsininao
-tsininy
-tsinintsika
-tsininay
-tsininareo
-tsinin'
-tsinin-
-tsinim-
Exemples 
1Raha fitia tsy eran'ny kibo
ka rano tsy mahafeno siny
very sasaka am-pitondrana
[Fox: Hainteny, numéro 359]
2Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 78]
Citations 

2015/03/09