Entrée sahy
Partie du discours adjectif
Définition malgache Manana herim-po hanao zavatra: Tsy sahy niady tamin' ny zanako Isambilo
¶ Afaka manao, manaiky: Tsy sahiko ny handray io olona io ao an-tranoko
¶ Tsy matahotra: Sahy anareo aho, hoy Rakoto tamin' ny lehiben' ny jiolahy
¶ Afakahividy: Tsy sahiko ariary zato akory io latabatra io fa ratsy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise bold, daring
¶ impudent [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 courageous [Richardson 1885]
Définition française courageux, audacieux [Hallanger 1974]
Exemples 
1Iza no olona sahy hamita-bahoaka! [Andraina: Mitaraina, page 28]
2Dia tsy nisy sahy niditra izy rehetra. [Callet: Tantara]
Dérivations 
Morphologie 
sahy
sahia
Synonymes sahisahy
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Analogie  mavany ~ misehaseha ~ tsy mivandy ~ tsy mivohovoho ~ bibin' olona ~ mosalahy ~ kimosamosa ~ misenasena ~ manao vy very ~ manao anjoria ~ mivarotra aina ~ mitsambiki-mikimpy ~ manaika loza ~ miseha-doza ~ mitsena loza ~ manaboha-maty ~ mankaha-paty ~ misotro ny aleoko maty ~ misotro tsilaky ~ minia maty ho maimbo ~ manehatra ny tandrok' omby maranitra ~ voalavo manaikiby ~ voalavo sasatry ny miaina ~ lolo fotsy mitono tena ~ atody miady amam-bato ~ basy maninana varatra

Entrée sahy
Partie du discours nom
Définition anglaise the Arnotto plant. An infusion of the leaves is drunk by those who desire to excel in public speaking or in dancing, as it is said to make them bold [Richardson 1885]
Vocabulaire 

Entrée sahy
Partie du discours nom
Définition malgache Fanevatevana amin' ny teny ratsy sy ompa. [Rajemisa 1985]
Définition française insulte, injure [Abinal 1888]
Dérivations 

Entrée sahy
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Taisaka] resy [Rakotosaona 1972]

Entrée sahy
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tanosy] fifiahara fary [Rakotosaona 1972]
Synonymes sy

2017/06/30