|
|
|
|

Entrée1 hasahiana
Radical  2sahy
Partie du discours  3 nom
Explications en malgache  4Tsy fahatahorana mahatonga hisetra loza na zava-tsarotra. [1.1]
Explications en français  5courage, audace, hardiesse. [1.3#558]
Exemples  6 Eny, hasahiana, fa henoy re, aloha, ny manaraka e. [2.270]
7 Nentin' ny hasahiana anefa ilay Rangahy iray, ka niverenany nalaina ny langilanginy, kanjo. [2.895]
Morphologie 
8 Simple :
9 Préfixée :
Synonymes  10fahasahiana

Anagrammes  11 hasahiana, 12 hasiahana

Mis à jour le 2025/09/12