Entrée tsikovoka
Partie du discours nom
Définition malgache Anaram-bibikely any anaty rano tahatahaka ny voangory ka lavalava boribory ny tenany sady voarakotra hoditra mafy, fa ny tongony aoriana no entiny mivoy rano [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Analogues  fangorinana
Exemples dia ny toho, ny trondro, ny patsa, ny orana, ny tsikovoka, ny foza, ny sifotra, ny ondrindrano, ny sikidindrano, ny valala. [Callet: Tantara, page 69]
Citations 

2014/07/20