Entrée manosika (tosika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka: Aza manosika ahy ianao fa tevam-be itý akaikiko itý
¶ Mandroaka tsy ho anisan' ny fianakaviana na foko, manary: Ny fokonolona no nanosika azy any ivelan' ny tanàna
¶ Manakisaka ny vala namefena ny hazandrano mba hidirany ao anaty vovo: Manosika trondro [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to shove; to urge [Hallanger 1973]
Définition française pousser [Hallanger 1974]
Morphologie 
manosika
nanosika
hanosika
manoseha
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1ary ny mamovo sy ny mamintana sy ny manosika, dia fomba fanao ny lehilahy izany. [Callet: Tantara, page 126]
2Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [Andraina: Mitaraina, page 174]
Citations 

2014/09/14