Entrée mandalo
Partie du discours nom
Définition malgache Aretin-kibo tsy mivalana tonga tampoka, izay mampijaly fatratra fa mitangolika toy ny ho tapaka ny tsinay; (nisy mandalo roa fantatry ny Ntaolo: ny mandalo noana izay mpahazo raha mbola tsy nihinana na inona na inona, ary ny mandalo voky rehefa avy nihinana) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Entrée mandalo (lalo)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandeha haingana, miserana, mihelina: Mandalo ihany ny hatanorana
¶ Tonga kelikely dia lasa, tsy mitoetra ela: Nandalo tao antanàna izy tamin'ny herinandro lasa
¶ Mandeha eo akaiky nefa tsy miditra: Aza mandalo tanà-misy havana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to pass by [Richardson 1885]
Morphologie 
mandalo
nandalo
handalo
mandalova
Synonymes mandika ~ mandingana ~ mihelina ~ mihoatra ~ misalovana ~ miserana
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2011/10/23