Entrée (1/2) | 1 mandika |
Radical | 2 dika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mandalo na mihoatra avy eo ambony: Alohan' Anjiro kely dia mandika namana ny lalamby Miserana na mivikina eo anoloana na eo ambony: Aza mandika olona re, anaka Tsy manaraka: Nandika ny baiko nomeko ianao Maka tahaka, mamindra soratra: Nijery ire to zaza miondrika mandika izay nosoratako teny amin' ny solaitrabe aho ka lasa eritreritra lavitra Mamadika amin' ny fitenim-pirenen-kafa na amin' ny fitenin' ny tena: Iza no handika ny tenin' io vahiny io fa tsy azonay izay lazainy? [1.1] |
Explications en anglais |
5 to overstep, to transgress a law or command, to translate or interpret; to bear at uncertain or distant intervals, as cattle [1.2] 6 to go over a mark or limit; to transgress a law; to translate [1.7] |
Explications en français |
7 passer par-dessus, passer une limite; violer une loi; traduire [1.8] |
Exemples |
8 Ny mandika tongotr' olona mitsotra.
[1.437#]
9 Ka izay mandika ny didy dia ampandoavina [2.508#] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 21 Proverbes contenant le mot mandika |
Entrée (2/2) | 22 mandikà |
Radical | 23 dika |
Partie du discours | 24 impératif du verbe actif mandika [Liste complète] |
Explications en malgache |
25 [1.1] |
Anagrammes | 26 mandikà, mandika, 27 mankady, 28 mikanda |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |