Entrée (1/2) | 1 miserana |
Radical | 2 serana |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 Miseho vetivety dia lasa, mandalo faingana, tsy maharitra: Niserana ihany izy teto fa tsy nipetraka akory Mora simba na levona: Miserana ihany ny voninahitr' izao tontolo izao Ampandalovina eo ambony afo (fiteny amin' ny zavatra nentina alina ka homena hohanin' ny zaza): Efa niserana teo ambony afo ve iny hena avy any alatrano iny no nomenareo ny zaza [1.1] 5 mandalo vetivety, miseho vetivety [1.13] |
Explications en anglais |
6 to pass by rapidly [1.7] |
Explications en français |
7 passer rapidement [1.8] 8 temporaire [1.13] |
Exemples |
9 Indray miserana|niserana monja no nahitan-dRandrianaivo azy, nefa izay indray miserana|niserana izay dia nanaitra ny fony
[2.324]
10 Tsy honina akory fa handalo!... Tsy hitoetra fa olon-kiserana... [2.5] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Analogues | 17 mandalo, mihelina, mihelina, mandala, mihelatra, tsy tra-maso mipy, misalovana |
Entrée (2/2) | 18 miseràna |
Radical | 19 serana |
Partie du discours | 20 impératif du verbe actif miserana [Liste complète] |
Explications en malgache |
21 [1.1] |
Explications en français |
22 [1.3] |
Anagrammes | 23 miseràna, miserana, 24 sarimena |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |