|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mandingana
Radical  2 dingana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mitsambikina avy eo amin' ny ilan' ny tatatra, rano, hady... iray ka miampita erý amin' ny ilany iray: Tsy afaka mandingan-tatatra ny vehivavy sasany amin' ny zipony tery loatra.
5 Mamela, manadino: Nandingana andalan-tsoratra efatra ianao tamin' ny tsianjery tao.
6 Manitsaka: Tsy havelako handingana ny taniko intsony iny fa mpangalatra.
7 Enti-misolony anarana hoe dingana amin' ny filazana ny refy: Impolo mandingana ny refin' itý trano itý.
8 Mihoatra (fefy): Zazakely io ve ho afaka handingana tamboho tsivikinindahy. [1.1]
Explications en anglais  9 to step over, to leap over, to jump to from a distance, to skip in reading. [1.2]
10 to step over; to leave out, to skip. [1.7]
Explications en français  11 enjamber, franchir, sauter, omettre. [1.8]
Exemples  12  Matiko hianao raha mandingana indray mandeha eo, hoy Ikemba. [2.499#]
13  Nandroso indray mandingana nanatona ilay mpanao dika vilana aho. [2.643#]
14  Mandroso indroa mandigana izy dia mihemotra na mivily indray mandingana. [1.369#]
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :
18  Impératif :
Tous les mots composés  19 indray mandingana

Entrée (2/2)20  mandingàna
Radical  21 dingana
Partie du discours  22  impératif du verbe actif mandingana [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]

Anagrammes  23 mandingàna, mandingana

Mis à jour le 2025/11/10