Entrée marary (rary)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Voan' ny aretina, tsy salama, tsy metimety: Marary ny kibony
¶ Mijaly: Marary ny foko
¶ Madisadisa, malazolazo, somazotsazoka, mavozovozo, marisarisa, manetsetra, mangorangorana, mafanafana, marimaritra, marikoditra, mitsangambolo, mangovitra, mihararetra, mihovihovy, manarandefona, mipararetra, manavy, mantsafofoka, mangovihovy, mangorintsina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise ill [Hallanger 1973]
Définition française malade [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Morphologie 
marary
narary
harary
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Ireo no mitsabo ny marary na maratra [Andraina: Mitaraina]
2Aoka izay, anaka, sao marary eo ianao [Rakotonandrasana: Tantsaha]
3nandre anao marary aho [Fox: Hainteny, numéro 127]
4marary anie aho ka marary
marary ato an-kilako ato
[Fox: Hainteny, numéro 214]
5Narary izy (Il était malade) [Marre: Grammaire]
Citations 

2010/11/23